Salamo 22:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Hahatsiaro an’i Jehovah ny vazan-tany efatra, ka hiverina aminy.+Ary hiankohoka eo anatrehanao ny fokom-pirenena rehetra.+ Salamo 102:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hatahotra ny anaran’i Jehovah ny firenena.+Hatahotra ny voninahitrao daholo koa ny mpanjakan’ny tany.+
27 Hahatsiaro an’i Jehovah ny vazan-tany efatra, ka hiverina aminy.+Ary hiankohoka eo anatrehanao ny fokom-pirenena rehetra.+
15 Hatahotra ny anaran’i Jehovah ny firenena.+Hatahotra ny voninahitrao daholo koa ny mpanjakan’ny tany.+