FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 49:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia hiteny anakampo ianao hoe: ‘Mba iza àry no rain’ireto zaza ireto, ka nanome ahy an’ireto? Vehivavy maty anaka sy momba ange aho e! Lasa tany an-tsesitany koa aho ka voafonja.+ Koa iza no nanabe an’ireto?+ Ary nilaozana irery+ tany aho, ka taiza ireto?’”+

  • Hagay 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “‘Dia hohozongozoniko ny firenena rehetra, ka hiditra ato amin’ity trano ity ny zava-tsarobidin’ny firenena rehetra,+ ary hofenoiko voninahitra izy ity’,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.

  • Jaona 10:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Manana ondry hafa+ tsy ao amin’ity vala ity+ aho. Ireny koa tsy maintsy hoentiko, ary hihaino ny feoko izy,+ ka ho tonga andiany iray ireo sady ho iray ihany ny mpiandry.+

  • Apokalypsy 7:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Koa hoy ny anti-panahy+ iray tamiko: “Iza moa ireo manao akanjo+ fotsy lava ireo, ary avy aiza izy ireo?”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara