Hagay 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “‘Ho lehibe kokoa ny voninahitr’ity trano ity raha oharina amin’ilay taloha’,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. “‘Ary eto amin’ity toerana ity no hanomezako fiadanana’,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.”
9 “‘Ho lehibe kokoa ny voninahitr’ity trano ity raha oharina amin’ilay taloha’,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. “‘Ary eto amin’ity toerana ity no hanomezako fiadanana’,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.”