Isaia 57:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Nanao fahadisoana izy satria naka tombony tsy ara-drariny.+ Koa tezitra aho ka namely azy. Nanafina ny tavako+ aho tamin’izany hatezerako izany. Mbola nikomy+ foana anefa izy ka nanaraka izay sitraky ny fony.
17 “Nanao fahadisoana izy satria naka tombony tsy ara-drariny.+ Koa tezitra aho ka namely azy. Nanafina ny tavako+ aho tamin’izany hatezerako izany. Mbola nikomy+ foana anefa izy ka nanaraka izay sitraky ny fony.