FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 30:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 dia hampodin’i Jehovah Andriamanitrao ireo olonao babo,+ ary hiantrany+ ianao ka hangoniny avy any amin’ny firenena rehetra nanaparitahan’i Jehovah Andriamanitrao anao.+

  • 1 Mpanjaka 11:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Ary haetriko ny taranak’i Davida noho izany ratsy nataony izany,+ nefa tsy avelako hietry eo foana izy.’”+

  • Salamo 30:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Fa vetivety ihany ny fahatezerany,+

      Fa mandritra ny androm-piainana kosa ny fankasitrahany.+

      Tonga hivahiny ny fitomaniana amin’ny takariva,+ fa fihobiana kosa no mandimby azy rehefa maraina.+

  • Isaia 12:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Hiteny toy izao ianao amin’izany andro izany:+ “Hisaotra anao aho, Jehovah ô, satria na dia tezitra be tamiko aza ianao, dia nitony ihany ny fahatezeranao,+ ary nampionona ahy ianao.+

  • Isaia 54:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Vetivety ihany no nahafoizako anao tanteraka,+ fa amin’ny famindram-po lehibe kosa no hanangonako anao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara