FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 46:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Momba antsika i Jehovah Tompon’ny tafika.+

      Tendrombohitra fandosirantsika ilay Andriamanitr’i Jakoba.+ Sela.

  • Salamo 132:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Sy ny fianianany tamin’i Jehovah,+

      Ary ny voadiny tamin’Ilay Maherin’i+ Jakoba+ hoe:

  • Isaia 30:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Dia hanao hira+ ianareo, toy ny olona mihira amin’ny alina rehefa manamasina ny tenany ho amin’ny fety.+ Ary ho falifaly am-po ianareo, toy ny olona mitsoka sodina+ eny am-pandehanana ho any an-tendrombohitr’i Jehovah,+ ho any amin’ilay Vatolampin’ny Israely.+

  • Isaia 49:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Hataoko mihinana ny nofon’ny tenany ihany izay rehetra mampijaly anao, ary ho mamon’ny ran’ny tenany ihany izy ireo toy ny hoe mamon’ny divay mamy. Dia ho fantatry ny nofo rehetra fa izaho Jehovah+ no Mpamonjy+ anao sy Mpanavotra+ anao, ary izaho Ilay Maherin’i Jakoba.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara