19 dia ireo miteny hoe: “Aleo hataony haingana ny asany. Aleo ho tonga haingana izany, mba ho hitanay. Aleo ho tanteraka ny fikasan’Ilay Masin’ny Israely, mba ho fantatray!”+
3 Fa mbola ho amin’ny fotoana voatondro vao ho tanteraka ilay fahitana,+ sady mihazakazaka mafy ho amin’ny farany ka tsy handainga. Ary na dia ela fiavy aza izany, dia andraso ihany, fa tsy maintsy ho tanteraka.+ Tsy ho tara izany.