FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 22:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Hihinana ny mpandefitra ka ho voky,+

      Ary hidera an’i Jehovah ireo mitady Azy.+

      Hitepo* mandrakizay anie ny fonareo!+

  • Salamo 34:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 I Jehovah no ho reharehako.+

      Handre izany ny mpandefitra ka ho faly.+

  • Matio 11:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Mahiratra ny jamba,+ mandeha ny malemy,+ voadio ny boka,+ mandre ny marenina,+ atsangana ny maty,+ ary itoriana ny vaovao tsara+ ny mahantra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara