FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 25:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia hamasino ny taona fahadimampolo, ka ataovy antso avo amin’ny mponina rehetra eo amin’ilay tany fa tonga ny fahafahana.+ Ho Jobily+ ho anareo izany, ka samy hiverina any amin’ny lovanareo ianareo, ary samy hiverina any amin’ny fianakavianareo avy.+

  • Lioka 4:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 hitory taona fanehoan’i Jehovah fankasitrahana.”+

  • 2 Korintianina 6:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Fa hoy izy: “Tamin’ny fotoana fanehoana fankasitrahana no nihainoako anao, ary tamin’ny andro famonjena no nanampiako anao.”+ Izao indrindra no fotoana fanehoana fankasitrahana!+ Izao no andro famonjena!+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara