Jaona 15:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Raha mamoa be hatrany ianareo ka asehonareo fa mpianatro ianareo, dia izany no anomezam-boninahitra ny Raiko.+ 1 Korintianina 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 fa voavidy ianareo.+ Koa mankalazà an’Andriamanitra+ amin’ny vatanareo.+
8 Raha mamoa be hatrany ianareo ka asehonareo fa mpianatro ianareo, dia izany no anomezam-boninahitra ny Raiko.+