Isaia 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa hamindra fo amin’i Jakoba i Jehovah,+ ary mbola hifidy ny Israely ihany izy.+ Dia hataony mandry feizay eo amin’ny taniny izy ireo,+ ary hiaraka amin’izy ireo ny mpivahiny ka hifikitra amin’ny taranak’i Jakoba.+
14 Fa hamindra fo amin’i Jakoba i Jehovah,+ ary mbola hifidy ny Israely ihany izy.+ Dia hataony mandry feizay eo amin’ny taniny izy ireo,+ ary hiaraka amin’izy ireo ny mpivahiny ka hifikitra amin’ny taranak’i Jakoba.+