Genesisy 22:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany dia hanao izay hahazoany fitahiana amin’ny alalan’ny taranakao,+ satria nihaino ny teniko ianao.’”+ Zakaria 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ry taranak’i Joda sy taranak’Israely ô,+ lasa fanozonana ianareo taloha teo amin’ireo firenena.+ Hovonjeko kosa anefa ianareo ka ho lasa fitahiana.+ Aza matahotra,+ ary hatanjaho hiatrika asa ny tananareo.’+
18 Ary ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany dia hanao izay hahazoany fitahiana amin’ny alalan’ny taranakao,+ satria nihaino ny teniko ianao.’”+
13 Ry taranak’i Joda sy taranak’Israely ô,+ lasa fanozonana ianareo taloha teo amin’ireo firenena.+ Hovonjeko kosa anefa ianareo ka ho lasa fitahiana.+ Aza matahotra,+ ary hatanjaho hiatrika asa ny tananareo.’+