Salamo 115:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ianareo no tahin’i Jehovah,+Mpanao ny lanitra sy ny tany.+ Isaia 65:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tsy ho very maina ny fisasarany,+ ary tsy hiteraka zaza hiharan’ny loza tampoka+ izy. Fa taranaka tahin’i Jehovah+ izy ireo sy ny taranany.+
23 Tsy ho very maina ny fisasarany,+ ary tsy hiteraka zaza hiharan’ny loza tampoka+ izy. Fa taranaka tahin’i Jehovah+ izy ireo sy ny taranany.+