Salamo 132:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hotafiko famonjena ny mpisorona+ ao,Ary hihoby tokoa ny olona tsy mivadika izay monina ao. Isaia 52:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Mifohaza, mifohaza, tafio ny herinao,+ ry Ziona ô! Anaovy ny akanjonao tsara tarehy,+ ry Jerosalema tanàna masina+ ô! Fa tsy hankao aminao intsony ny tsy mifora sy ny tsy madio.+ Apokalypsy 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hitako koa ilay tanàna masina,+ dia i Jerosalema Vaovao, nidina avy any an-danitra+ avy any amin’Andriamanitra sady efa voaomana tahaka ny ampakarina+ mihaingo hihaona amin’ny vadiny.+
52 Mifohaza, mifohaza, tafio ny herinao,+ ry Ziona ô! Anaovy ny akanjonao tsara tarehy,+ ry Jerosalema tanàna masina+ ô! Fa tsy hankao aminao intsony ny tsy mifora sy ny tsy madio.+
2 Hitako koa ilay tanàna masina,+ dia i Jerosalema Vaovao, nidina avy any an-danitra+ avy any amin’Andriamanitra sady efa voaomana tahaka ny ampakarina+ mihaingo hihaona amin’ny vadiny.+