Salamo 149:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa ankasitrahan’i Jehovah ny olony.+Ravahany famonjena+ ny mpandefitra. Jeremia 32:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Hahafaly ahy ny hanasoa azy,+ ka hamboleko marina tokoa eto amin’ity tany+ ity izy ireo, ary hataoko amin’ny foko manontolo sy ny heriko* manontolo izany.’” Zefania 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Eo aminao i Jehovah Andriamanitrao. Izy no Ilay mahery, ka hamonjy.+ Ho faly sy ho ravoravo noho ny aminao izy.+ Hangina izy satria tia anao. Ho faly noho ny aminao izy ka hihoby.
41 Hahafaly ahy ny hanasoa azy,+ ka hamboleko marina tokoa eto amin’ity tany+ ity izy ireo, ary hataoko amin’ny foko manontolo sy ny heriko* manontolo izany.’”
17 Eo aminao i Jehovah Andriamanitrao. Izy no Ilay mahery, ka hamonjy.+ Ho faly sy ho ravoravo noho ny aminao izy.+ Hangina izy satria tia anao. Ho faly noho ny aminao izy ka hihoby.