Isaia 65:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa hifaly amin’i Jerosalema aho, ary hiravoravo amin’ny oloko.+ Ary tsy ho re ao aminy intsony ny fitomaniana sy ny fitarainana.”+ Jeremia 32:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Hahafaly ahy ny hanasoa azy,+ ka hamboleko marina tokoa eto amin’ity tany+ ity izy ireo, ary hataoko amin’ny foko manontolo sy ny heriko* manontolo izany.’”
19 Koa hifaly amin’i Jerosalema aho, ary hiravoravo amin’ny oloko.+ Ary tsy ho re ao aminy intsony ny fitomaniana sy ny fitarainana.”+
41 Hahafaly ahy ny hanasoa azy,+ ka hamboleko marina tokoa eto amin’ity tany+ ity izy ireo, ary hataoko amin’ny foko manontolo sy ny heriko* manontolo izany.’”