Salamo 90:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa ripaka izahay noho ny fahatezeranao,+Ary mikorontan-tsaina noho ny fahaviniranao.+ Isaia 63:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nikomy anefa izy ireo,+ ka nanao izay hampalahelo ny fanahiny masina.+ Koa nanjary fahavalon’izy ireo izy+ ka niady taminy.+
10 Nikomy anefa izy ireo,+ ka nanao izay hampalahelo ny fanahiny masina.+ Koa nanjary fahavalon’izy ireo izy+ ka niady taminy.+