Salamo 74:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 74 Nahoana no dia nanary anay mandrakizay ianao, Andriamanitra ô?+Nahoana ny fahatezeranao no mbola mirehitra foana amin’ny ondry ao amin’ny kijananao?+ Salamo 79:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mandra-pahoviana ianao no mbola ho tezitra, Jehovah ô? Ho mandrakizay ve?+Mandra-pahoviana no hirehitra toy ny afo ny fahatezeranao?+
74 Nahoana no dia nanary anay mandrakizay ianao, Andriamanitra ô?+Nahoana ny fahatezeranao no mbola mirehitra foana amin’ny ondry ao amin’ny kijananao?+
5 Mandra-pahoviana ianao no mbola ho tezitra, Jehovah ô? Ho mandrakizay ve?+Mandra-pahoviana no hirehitra toy ny afo ny fahatezeranao?+