Deoteronomia 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa vahoaka masina ianareo amin’i Jehovah Andriamanitrareo.+ Ary ianareo no nofidin’i Jehovah Andriamanitrareo avy tamin’ny firenena rehetra etỳ ambonin’ny tany, mba ho vahoakany sy ho fananany manokana.+ Salamo 79:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa izahay kosa, izay olonao sy ondry ao amin’ny kijananao,+Dia hisaotra anao mandritra ny fotoana tsy voafetra,Ary hanambara ny fiderana anao, hatramin’ny taranaka fara mandimby.+
6 Fa vahoaka masina ianareo amin’i Jehovah Andriamanitrareo.+ Ary ianareo no nofidin’i Jehovah Andriamanitrareo avy tamin’ny firenena rehetra etỳ ambonin’ny tany, mba ho vahoakany sy ho fananany manokana.+
13 Fa izahay kosa, izay olonao sy ondry ao amin’ny kijananao,+Dia hisaotra anao mandritra ny fotoana tsy voafetra,Ary hanambara ny fiderana anao, hatramin’ny taranaka fara mandimby.+