Fitomaniana 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Sy noho ny amin’ny tendrombohitr’i Ziona izay lasa aolo+ ka nandehandehanan’ny amboadia.+ Mika 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa hasaina toy ny saha i Ziona noho ny nataonareo, ary ho lasa korontam-bato miavosa i Jerosalema.+ Ary ny tendrombohitra misy ny tranon’Andriamanitra dia ho toy ny toerana avo any an’ala.
12 Koa hasaina toy ny saha i Ziona noho ny nataonareo, ary ho lasa korontam-bato miavosa i Jerosalema.+ Ary ny tendrombohitra misy ny tranon’Andriamanitra dia ho toy ny toerana avo any an’ala.