Salamo 79:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 79 Nidiran’ireo firenena ny lovanao, Andriamanitra ô!+Nolotoiny ny tempolinao masina,+Ary nataony korontam-bato miavosa i Jerosalema.+ Fitomaniana 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Misaona ireo lalan’i Ziona, satria tsy misy mandeha mamonjy fety.+Tsy misy olona intsony eny amin’ny vavahadiny rehetra,+ ary misento ny mpisorony.+Vonton’alahelo ireo virjininy, ary izy koa aza ory dia ory.+
79 Nidiran’ireo firenena ny lovanao, Andriamanitra ô!+Nolotoiny ny tempolinao masina,+Ary nataony korontam-bato miavosa i Jerosalema.+
4 Misaona ireo lalan’i Ziona, satria tsy misy mandeha mamonjy fety.+Tsy misy olona intsony eny amin’ny vavahadiny rehetra,+ ary misento ny mpisorony.+Vonton’alahelo ireo virjininy, ary izy koa aza ory dia ory.+