Nomery 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Haloto fito andro ny olona rehetra eny an-tsaha, izay mikasika olona matin-tsabatra+ na faty na taolam-paty+ na fasana. Deoteronomia 18:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 na mpilaza ozona famosaviana,+ na olona mankany amin’ny mpamoha angatra+ na mankany amin’ny mpilaza ny hoavy,+ na olona manontany amin’ny maty.+
16 Haloto fito andro ny olona rehetra eny an-tsaha, izay mikasika olona matin-tsabatra+ na faty na taolam-paty+ na fasana.
11 na mpilaza ozona famosaviana,+ na olona mankany amin’ny mpamoha angatra+ na mankany amin’ny mpilaza ny hoavy,+ na olona manontany amin’ny maty.+