Levitikosy 11:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Toy izany koa ny kisoa,+ satria mivaky kitro izy sady misaraka tsara ny kitrony, saingy tsy mandinika. Maloto aminareo izy. Deoteronomia 14:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Toy izany koa ny kisoa,+ satria mivaky kitro izy, nefa tsy mandinika. Maloto aminareo izy. Tsy misy azonareo hanina ny henan’ireny, ary aza kasihina ny fatiny.+ Isaia 66:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ho ringana daholo izay manamasina sy manadio ny tenany mba hankanesana any amin’ireo zaridaina,+ ho eo andamosin’ilay sampy eo afovoany, ary izay mihinana henan-kisoa+ sy zava-maharikoriko ary voalavo”,+ hoy i Jehovah.
7 Toy izany koa ny kisoa,+ satria mivaky kitro izy sady misaraka tsara ny kitrony, saingy tsy mandinika. Maloto aminareo izy.
8 Toy izany koa ny kisoa,+ satria mivaky kitro izy, nefa tsy mandinika. Maloto aminareo izy. Tsy misy azonareo hanina ny henan’ireny, ary aza kasihina ny fatiny.+
17 Ho ringana daholo izay manamasina sy manadio ny tenany mba hankanesana any amin’ireo zaridaina,+ ho eo andamosin’ilay sampy eo afovoany, ary izay mihinana henan-kisoa+ sy zava-maharikoriko ary voalavo”,+ hoy i Jehovah.