Salamo 50:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ho avy ilay Andriamanitsika, ary tsy hangina fotsiny izy.+Misy afo mandevona eo alohany,+Ary tafio-drivotra mahery dia mahery no manodidina azy.+ Isaia 43:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tsy miova mihitsy Aho+ na rahoviana na rahoviana, ary tsy misy mahavonjy an’izay etỳ an-tanako.+ Hanao zavatra aho,+ ka iza no hahatohitra ny tanako?”+ Jeremia 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Koa tsy tokony hanao ampamoaka ve aho noho izany?”, hoy i Jehovah.+ “Ary tsy tokony hovaliako ve ny firenena toy izany?”+
3 Ho avy ilay Andriamanitsika, ary tsy hangina fotsiny izy.+Misy afo mandevona eo alohany,+Ary tafio-drivotra mahery dia mahery no manodidina azy.+
13 Tsy miova mihitsy Aho+ na rahoviana na rahoviana, ary tsy misy mahavonjy an’izay etỳ an-tanako.+ Hanao zavatra aho,+ ka iza no hahatohitra ny tanako?”+
9 “Koa tsy tokony hanao ampamoaka ve aho noho izany?”, hoy i Jehovah.+ “Ary tsy tokony hovaliako ve ny firenena toy izany?”+