2 Tantara 36:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nataon’izy ireo ho fihomehezana+ foana anefa ny irak’Andriamanitra, ary nataony tsinontsinona ny tenin’Andriamanitra,+ sady nesoiny+ ny mpaminaniny, mandra-pihatran’ny fahatezeran’i+ Jehovah tamin’ny olony, ka tsy nisy fanafany intsony.+ Jeremia 7:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nanao izany rehetra izany anefa ianareo’, hoy i Jehovah, ‘ary efa noteneniko foana ianareo, sady nifoha maraina mihitsy aho mba hiteny anareo,+ nefa tsy nihaino ianareo.+ Ary niantso anareo foana aho, nefa tsy namaly ianareo.+ Zakaria 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tsy nety nihaino anefa izy ireo,+ sady mafy hatoka*+ sy nanampin-tsofina.+ Matio 22:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nirahiny ny mpanompony hiantso an’ireo nasaina ho amin’ilay fanasambe,+ kanefa tsy nety ireo nasaina.+
16 Nataon’izy ireo ho fihomehezana+ foana anefa ny irak’Andriamanitra, ary nataony tsinontsinona ny tenin’Andriamanitra,+ sady nesoiny+ ny mpaminaniny, mandra-pihatran’ny fahatezeran’i+ Jehovah tamin’ny olony, ka tsy nisy fanafany intsony.+
13 Nanao izany rehetra izany anefa ianareo’, hoy i Jehovah, ‘ary efa noteneniko foana ianareo, sady nifoha maraina mihitsy aho mba hiteny anareo,+ nefa tsy nihaino ianareo.+ Ary niantso anareo foana aho, nefa tsy namaly ianareo.+
3 Ary nirahiny ny mpanompony hiantso an’ireo nasaina ho amin’ilay fanasambe,+ kanefa tsy nety ireo nasaina.+