Isaia 51:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hiverina any Ziona amim-pihobiana ireo navotan’i Jehovah,+ ary hifaly mandritra ny fotoana tsy voafetra izy ireo.+ Ho feno hafaliana sy haravoana izy ireo,+ ary handositra azy ny alahelo sy ny fisentoana.+
11 Hiverina any Ziona amim-pihobiana ireo navotan’i Jehovah,+ ary hifaly mandritra ny fotoana tsy voafetra izy ireo.+ Ho feno hafaliana sy haravoana izy ireo,+ ary handositra azy ny alahelo sy ny fisentoana.+