14 Avy eo, dia hoy i Jehovah Andriamanitra tamin’ny menarana:+ “Satria nanao izany ianao, dia ianao no voaozona amin’ny biby fiompy rehetra sy amin’ny bibidia rehetra. Ny kibonao no handehananao, ary vovoka no hohaninao mandritra ny androm-piainanao.+