11 Ary aminareo dia toy ny teny ao amin’ny boky voaisy tombo-kase+ ny fahitana momba izany rehetra izany. Omena olona mahay mamaky teny ilay boky, ka ilazana izy hoe: “Vakio mafy ity, azafady”, nefa hoy izy: “Tsy voavakiko ity, fa voaisy tombo-kase.”+