FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitoriteny 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Mahaiza mitondra tena+ rehefa mankao an-tranon’Andriamanitra ianao. Aleo manatona mba hihaino,+ toy izay manao sorona sahala amin’ny fanaon’ny adala.+ Tsy tsapany akory mantsy fa ratsy ny ataony.+

  • Malakia 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Rehefa manolotra biby jamba ho sorona ianareo, dia manao hoe: “Tsy misy maha ratsy an’izany!” Ary rehefa manolotra biby kilemaina na marary ianareo, dia manao hoe: “Tsy misy maha ratsy an’izany!”’”+

      “Mba atero any amin’ny governoranao ange izany e! Ho faly aminao ve izy, na handray tsara anao?”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara