2 Mpanjaka 17:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy nihaino anefa izy ireo fa nanamafy hatoka+ foana, toy ny nataon’ny razany izay tsy naneho finoana+ an’i Jehovah Andriamaniny. Amosa 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “‘Nataoko mosarena*+ ianareo tany amin’ny tanàna rehetra nonenanareo, ary tsy nanan-kohanina tany amin’izay rehetra nisy anareo.+ Tsy niverina tamiko anefa ianareo’,+ hoy i Jehovah. Amosa 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mitadiava an’i Jehovah, dia ho velona ianareo,+ ry taranak’i Josefa,+ sao hamely toy ny afo izy+ ka handevona, ary sao tsy hisy hamono izany afo izany+ ao Betela,
14 Tsy nihaino anefa izy ireo fa nanamafy hatoka+ foana, toy ny nataon’ny razany izay tsy naneho finoana+ an’i Jehovah Andriamaniny.
6 “‘Nataoko mosarena*+ ianareo tany amin’ny tanàna rehetra nonenanareo, ary tsy nanan-kohanina tany amin’izay rehetra nisy anareo.+ Tsy niverina tamiko anefa ianareo’,+ hoy i Jehovah.
6 Mitadiava an’i Jehovah, dia ho velona ianareo,+ ry taranak’i Josefa,+ sao hamely toy ny afo izy+ ka handevona, ary sao tsy hisy hamono izany afo izany+ ao Betela,