FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 29:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 dia ireo manolana tenin’olona mba hahameloka an’ilay olona,+ sy ireo mamandrika an’izay mananatra eo am-bavahady,+ ary ireo manendrikendrika olo-marina mba hanilihana azy.+

  • Fitomaniana 3:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Ary ny mamadika ny rariny ho an’izay tokony hahazo izany eo amin’ny fitsarana, dia tsy ankasitrahan’i Jehovah.+

  • Amosa 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Irin’izy ireo mafy hihosim-bovoka ny lohan’ny mahantra.+ Ailikiliny ny mpandefitra.+ Ary ankizivavy iray ihany no alehan’ny lehilahy mpianaka,+ mba hanazimbazimbana ny anarako masina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara