2 Mpanjaka 18:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Aiza izao ireo andriamanitr’i Hamata+ sy Arpada?+ Aiza koa ireo andriamanitr’i Sefarvaima+ sy Hena+ ary Iva?+ Nahavonjy an’i Samaria teo an-tanako angaha ireny?+ Isaia 37:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Rehefa naringan’ny razako i Gozana+ sy Harana+ sy Rezefa ary ny zanak’i Edena+ tao Tela-asara, angaha nisy nahavonjy+ an’ireny firenena ireny ny andriamaniny?+
34 Aiza izao ireo andriamanitr’i Hamata+ sy Arpada?+ Aiza koa ireo andriamanitr’i Sefarvaima+ sy Hena+ ary Iva?+ Nahavonjy an’i Samaria teo an-tanako angaha ireny?+
12 Rehefa naringan’ny razako i Gozana+ sy Harana+ sy Rezefa ary ny zanak’i Edena+ tao Tela-asara, angaha nisy nahavonjy+ an’ireny firenena ireny ny andriamaniny?+