Isaia 30:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Hataon’i Jehovah re ny voninahitry ny feony,+ ary hataony hita ny fidinan’ny sandriny,+ miaraka amin’ny fahatezerana+ mirehitra sy ny lelafo mandevona+ sy ny oram-be sy ny oram-baratra+ ary ny havandra.+ Isaia 30:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Fa hihorohoro i Asyria+ noho ny feon’i Jehovah. Hamely azy amin’ny tehina mantsy izy.+
30 Hataon’i Jehovah re ny voninahitry ny feony,+ ary hataony hita ny fidinan’ny sandriny,+ miaraka amin’ny fahatezerana+ mirehitra sy ny lelafo mandevona+ sy ny oram-be sy ny oram-baratra+ ary ny havandra.+