FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa na iza na iza manompo azy aminareo, dia homba azy anie ny Andriamaniny!+ Koa aoka izy hiakatra ho any Jerosalema, any Joda, ka hanorina indray ny trano tany Jerosalema,+ dia ny tranon’i Jehovah Andriamanitry ny Israely, ilay tena Andriamanitra.+

  • Nehemia 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Fa rehefa miverina amiko+ kosa ianareo ka mitandrina sy manatanteraka+ ny didiko,+ dia hangoniko+ ianareo ka hoentiko+ any amin’ilay toerana nofidiko hampitoerana ny anarako,+ na dia any amin’ny faravodilanitra aza no niparitahanareo.’

  • Isaia 17:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Amin’izany andro izany, dia hiandrandra an’ilay Mpanao azy ny olombelona, ary hibanjina an’Ilay Masin’ny Israely ny masony.+

  • Isaia 54:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ny zanakao rehetra+ dia hampianarin’i Jehovah,+ ka ho be ny fiadanan’ny zanakao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara