Isaia 28:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary aza manaraby+ sao hogejaina mafy kokoa ny tady mamatotra anareo. Reko mantsy fa efa nanapa-kevitra handripaka ny tany manontolo+ i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay Tompo Fara Tampony.+
22 Ary aza manaraby+ sao hogejaina mafy kokoa ny tady mamatotra anareo. Reko mantsy fa efa nanapa-kevitra handripaka ny tany manontolo+ i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay Tompo Fara Tampony.+