Lioka 2:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Ary nihanitombo fahendrena i Jesosy,+ sady nihalehibe, ary nihanahazo sitraka tamin’Andriamanitra sy ny olona.+ 1 Korintianina 1:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Fa izy no nahatonga anareo ho tafaray amin’i Kristy Jesosy. Ary i Kristy no tonga fahendrena+ avy amin’Andriamanitra ho antsika, sy fahamarinana+ sy fahamasinana+ ary fanafahana amin’ny alalan’ny vidim-panavotana,+
52 Ary nihanitombo fahendrena i Jesosy,+ sady nihalehibe, ary nihanahazo sitraka tamin’Andriamanitra sy ny olona.+
30 Fa izy no nahatonga anareo ho tafaray amin’i Kristy Jesosy. Ary i Kristy no tonga fahendrena+ avy amin’Andriamanitra ho antsika, sy fahamarinana+ sy fahamasinana+ ary fanafahana amin’ny alalan’ny vidim-panavotana,+