Joela 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hanaintaina mafy ireo firenena noho ny aminy.+ Ary hitebiteby izy rehetra, ka ho hita eny amin’ny endriny izany.+ Nahoma 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Lasa fongana sy foana ary aolo ny tanàna!+ Mihorohoro ny fo,+ mangozohozo ny lohalika,+ ary manaintaina mafy ny andilana rehetra.+ Ary mitebiteby ny olona rehetra, ka hita eny amin’ny endriny izany.+
6 Hanaintaina mafy ireo firenena noho ny aminy.+ Ary hitebiteby izy rehetra, ka ho hita eny amin’ny endriny izany.+
10 Lasa fongana sy foana ary aolo ny tanàna!+ Mihorohoro ny fo,+ mangozohozo ny lohalika,+ ary manaintaina mafy ny andilana rehetra.+ Ary mitebiteby ny olona rehetra, ka hita eny amin’ny endriny izany.+