Salamo 110:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 I Jehovah izay eo ankavananao+No hanorotoro mpanjaka maro amin’ny andro fahatezerany.+ Isaia 13:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Midradradradrà, rey olona,+ fa akaiky ny andron’i Jehovah!+ Ho avy toy ny fandrobana ataon’ilay Mahery Indrindra izany.+
6 “Midradradradrà, rey olona,+ fa akaiky ny andron’i Jehovah!+ Ho avy toy ny fandrobana ataon’ilay Mahery Indrindra izany.+