Josoa 13:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 ary koa i Hesbona+ sy ny tanànany+ rehetra eny amin’ilay lembalemba, sy Dibona+ sy Bamota-bala+ sy Beti-bala-meona,+ Jeremia 48:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Midìna avy eny amin’ny toeram-boninahitrao ary mipetraha na dia mangetaheta aza ianao, ry Dibona+ zanakavavy,+ eny, ianao izay monina eto. Fa tonga hamely anao ilay nandroba an’i Moaba, ka horavany ireo toerana voaro mafy ao aminao.+
17 ary koa i Hesbona+ sy ny tanànany+ rehetra eny amin’ilay lembalemba, sy Dibona+ sy Bamota-bala+ sy Beti-bala-meona,+
18 “Midìna avy eny amin’ny toeram-boninahitrao ary mipetraha na dia mangetaheta aza ianao, ry Dibona+ zanakavavy,+ eny, ianao izay monina eto. Fa tonga hamely anao ilay nandroba an’i Moaba, ka horavany ireo toerana voaro mafy ao aminao.+