2 Mpanjaka 16:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia nihaino ny teniny ny mpanjakan’i Asyria ka niakatra tany Damaskosy+ ary namabo azy.+ Ary nataony sesitany tany Kira+ ny vahoaka tao, fa i Rezina+ kosa novonoiny ho faty.
9 Dia nihaino ny teniny ny mpanjakan’i Asyria ka niakatra tany Damaskosy+ ary namabo azy.+ Ary nataony sesitany tany Kira+ ny vahoaka tao, fa i Rezina+ kosa novonoiny ho faty.