Isaia 28:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Manana olona matanjaka sy mahery+ i Jehovah. Toy ny oram-baratra arahina havandra+ izy io, ary toy ny tafiotra mandrava, sy toy ny oram-be mahatonga tondra-drano,+ ka hampianjera mafy amin’ny tany. Hosea 9:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa lasa manidina toy ny vorona ny voninahitr’i Efraima,+ ka tsy hisy vehivavy hiteraka ao, na ho bevohoka na hanana anaka.+
2 Manana olona matanjaka sy mahery+ i Jehovah. Toy ny oram-baratra arahina havandra+ izy io, ary toy ny tafiotra mandrava, sy toy ny oram-be mahatonga tondra-drano,+ ka hampianjera mafy amin’ny tany.
11 Koa lasa manidina toy ny vorona ny voninahitr’i Efraima,+ ka tsy hisy vehivavy hiteraka ao, na ho bevohoka na hanana anaka.+