Deoteronomia 32:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tonga lafatra izay ataon’ilay Vatolampy,+Fa ara-drariny daholo ny lalany.+Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, ary tsy mba manao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+ 2 Samoela 22:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Fa iza no Andriamanitra ankoatra an’i Jehovah,+Ary iza no vatolampy ankoatra an’Andriamanitsika?+ Salamo 18:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 I Jehovah no harambatoko sy fiarovana mafy ho ahy ary Mpanafaka ahy.+Andriamanitro no vatolampiko. Hialoka aminy aho,+Fa izy no ampingako sy tandroka famonjena ahy, tendrombohitra fandosirako.+ Isaia 26:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Matokia an’i Jehovah+ mandrakariva, fa i Jah Jehovah no Vatolampy+ mandritra ny fotoana tsy voafetra.
4 Tonga lafatra izay ataon’ilay Vatolampy,+Fa ara-drariny daholo ny lalany.+Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, ary tsy mba manao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+
2 I Jehovah no harambatoko sy fiarovana mafy ho ahy ary Mpanafaka ahy.+Andriamanitro no vatolampiko. Hialoka aminy aho,+Fa izy no ampingako sy tandroka famonjena ahy, tendrombohitra fandosirako.+
4 Matokia an’i Jehovah+ mandrakariva, fa i Jah Jehovah no Vatolampy+ mandritra ny fotoana tsy voafetra.