FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 46:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Izao no teny momba an’i Ejipta,+ eny, momba ny tafik’i Farao Neko mpanjakan’i Ejipta+ izay resin’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona teo akaikin’ny reniranon’i Eofrata, any Karkemisy,+ tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Joiakima+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda:

  • Jeremia 46:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 “‘Dia hatolotro eo an-tanan’izay mifofo ny ainy ireo, sy eo an-tanan’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona+ ary eo an-tanan’ny mpanompony. Aorian’izany, dia honenana toy ny taloha i Ejipta’,+ hoy i Jehovah.

  • Ezekiela 29:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Koa izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Homeko an’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona i Ejipta,+ ka hoentiny ny harena ao. Haka babo be dia be tokoa izy+ ary handroba zavatra maro dia maro. Izany no ho karaman’ny tafiny.’

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara