Eksodosy 9:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary potika ny rongony sy ny vary orza, satria efa teraka ny vary orza tamin’izay ary efa namony ny rongony.+ Ohabolana 7:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Efa nasiako lambam-pandriana tsara tarehy ny fandrianako, dia lamba rongony avy any Ejipta sady maro loko.+
31 Ary potika ny rongony sy ny vary orza, satria efa teraka ny vary orza tamin’izay ary efa namony ny rongony.+
16 Efa nasiako lambam-pandriana tsara tarehy ny fandrianako, dia lamba rongony avy any Ejipta sady maro loko.+