Joba 11:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hahafantatra ny zava-dalin’Andriamanitra ve ianao,+Sa hahafantatra ny fetran’ny fahalehibeazan’ilay Mahery Indrindra? Romanina 11:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Lalina tokoa ny harenan’Andriamanitra+ sy ny fahendreny+ ary ny fahalalany!+ Tsy takatry ny saina tokoa ny fitsarany+ ary tsy hay fantarina ny lalany!
7 Hahafantatra ny zava-dalin’Andriamanitra ve ianao,+Sa hahafantatra ny fetran’ny fahalehibeazan’ilay Mahery Indrindra?
33 Lalina tokoa ny harenan’Andriamanitra+ sy ny fahendreny+ ary ny fahalalany!+ Tsy takatry ny saina tokoa ny fitsarany+ ary tsy hay fantarina ny lalany!