FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 46:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Lazao atỳ Ejipta izany, ary torio ao Migdola,+ eny, ambarao ao Nofa+ sy Tapanesa.+ Lazao hoe: ‘Makà toerana ka miomàna,+ fa hisy sabatra handripaka manodidina anao.+

  • Ezekiela 30:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hopotehiko koa ireo sampy maharikoriko+ ary hofoanako ao Nofa+ ireo andriamanitra tsy misy dikany. Tsy hisy mpiadidy intsony avy any Ejipta. Ary hataoko manenika an’i Ejipta ny tahotra.+

  • Hosea 9:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tsy maintsy mandeha izy ireo satria voaroba ny taniny.+ Dia hanangona azy ireo i Ejipta,+ ary i Memfisa+ kosa handevina azy. Ho rakotry ny tsilo+ ny zava-tsarobidiny vita amin’ny volafotsy, ary hisy kirihitra be tsilotsilo haniry ao an-tranolainy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara