FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 10:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Hijanona ao Noba+ i Asyria raha mbola antoandro ny andro. Hambanany amin’ny tanany ny tendrombohitr’i Ziona zanakavavy, dia ilay havoanan’i Jerosalema.+

  • Isaia 11:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Koa hohamainin’i Jehovah ny helodranomasin’i Ejipta,+ ary hambanany amin’ny tanany sy amin’ny rivotra mahamay ny Renirano.+ Dia hamely an’ireo sampany fito izy, ary ny olona dia hampandehaniny tsy miala kapa.+

  • Zakaria 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ambanako amin’ny tanako izy,+ ka ho babon’ny mpanompony.’+ Dia ho fantatrareo tokoa fa i Jehovah Tompon’ny tafika no naniraka ahy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara