Isaia 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ny fanamelohana an’i Ejipta:+ Mitaingina rahona haingam-pandeha i Jehovah+ ka tonga any Ejipta. Koa ho tora-kovitra noho ny aminy ireo andriamanitra tsy misy dikany ivavahan’i Ejipta,+ ary hihorohoro ny fon’ny olona any.+ Jeremia 46:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izao no tenin’i Jehovah tamin’i Jeremia mpaminany momba ny hahatongavan’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona mba hanafika an’i Ejipta:+
19 Ny fanamelohana an’i Ejipta:+ Mitaingina rahona haingam-pandeha i Jehovah+ ka tonga any Ejipta. Koa ho tora-kovitra noho ny aminy ireo andriamanitra tsy misy dikany ivavahan’i Ejipta,+ ary hihorohoro ny fon’ny olona any.+
13 Izao no tenin’i Jehovah tamin’i Jeremia mpaminany momba ny hahatongavan’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona mba hanafika an’i Ejipta:+