Isaia 19:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Amin’izany andro izany, dia hisy tanàna dimy any Ejipta+ hiteny ny fitenin’i Kanana+ sady hianiana+ amin’i Jehovah Tompon’ny tafika. Ary hantsoina hoe Tanànan’ny Faharavana ny tanàna iray. Jeremia 44:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Izao no teny tonga tamin’i Jeremia, ho an’ny Jiosy rehetra nonina tatỳ Ejipta,+ dia ireo nonina tao Migdola+ sy Tapanesa+ sy Nofa+ ary Patrosa:+
18 Amin’izany andro izany, dia hisy tanàna dimy any Ejipta+ hiteny ny fitenin’i Kanana+ sady hianiana+ amin’i Jehovah Tompon’ny tafika. Ary hantsoina hoe Tanànan’ny Faharavana ny tanàna iray.
44 Izao no teny tonga tamin’i Jeremia, ho an’ny Jiosy rehetra nonina tatỳ Ejipta,+ dia ireo nonina tao Migdola+ sy Tapanesa+ sy Nofa+ ary Patrosa:+