Deoteronomia 32:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Koa mifalia ianareo hafa firenena sy ny vahoakan’Andriamanitra+Fa hamaly ny ran’ny mpanompony Izy,+Ary hamaly ny nataon’ireo fahavalony+Sy handrakotra ny fahotan’ny tanin’ny vahoakany.” Salamo 117:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 117 Miderà an’i Jehovah, ry firenena rehetra!+Ankalazao izy, ry fokom-pirenena rehetra!+ Zakaria 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Firenena maro no hiandany amin’i Jehovah amin’izany andro izany,+ ka ho tonga oloko.+ Ary honina eo aminao aho.” Dia ho fantatrao fa i Jehovah Tompon’ny tafika no naniraka ahy ho atỳ aminao.+
43 Koa mifalia ianareo hafa firenena sy ny vahoakan’Andriamanitra+Fa hamaly ny ran’ny mpanompony Izy,+Ary hamaly ny nataon’ireo fahavalony+Sy handrakotra ny fahotan’ny tanin’ny vahoakany.”
11 “Firenena maro no hiandany amin’i Jehovah amin’izany andro izany,+ ka ho tonga oloko.+ Ary honina eo aminao aho.” Dia ho fantatrao fa i Jehovah Tompon’ny tafika no naniraka ahy ho atỳ aminao.+